plt_tn/2sa/21/20.md

16 lines
449 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# efatra amby roapolo ny isany
"rantsan-tanana sy rantsan-tongotra 24 ny fitambarany"
# Refaita
Io vondron'olona io dia fantatra amin'ireo mpiadiny tena vaventy.
# Jonatana zanaka lahin'i Simea
Ireo dia anaran-dehilahy. I Simea dia rahalahin'i Davida.
# novonoin'ny tanan'i Davida sy ny tanan'ireo miaramilany izy
Eto ny hoe "tanana" dia midika hoe "tamin'ny alalan'ny" na "tamin'ny". DH: "ary novonoin'i Davida sy ireo miaramilany izy ireo"