forked from WA-Catalog/plt_tn
28 lines
1.3 KiB
Markdown
28 lines
1.3 KiB
Markdown
# Henoy ny tenin'ny mpanomponao
|
|
|
|
Manondro ny tenany amin'ny hoe "mpanomponao" ilay vehivavy. Io dia fomba mihaja hiresahana amin'ny olona manam-pahefana ambony.
|
|
|
|
# ary izany hevitra izany no hampitsahatra ny olana
|
|
|
|
"ary izay torohevitra izany no hamaha ny olana"
|
|
|
|
# tena milamina sy mahatoky indrindra eto Israely
|
|
|
|
Afaka ampiana ny teny tsy ao. DH: "tanàna milamina sy mahatoky indrindra eto Israely"
|
|
|
|
# tanàna iray izay reniy eto Israely
|
|
|
|
Io dia miresaka ny hazava-dehiben'io tanàna io amin'ny firenen'ny Israely toy ny hoe reny izany tena hajaina izany. DH: "tanàna izay hajain'ny olona rehetra eto Israely tahaka ny hataon'izy ireo amin'ny reniny" na "tanàna izay tena manan-danja ka hajain'ny Israely"
|
|
|
|
# Nahoana ianao no mitady hamongotra ny lovan'i Yaveh?
|
|
|
|
Mampiasa io fanontaniana fampisainana io ilay vehivavy eto mba hanoroana hevitra an'i Joaba izay tsy tokony ataon'izy ireo. Io fanontaniana io dia afaka soratana ho fehezanteny. DH: "Tsy tokony mamotika ny tanàna izay lovan'i Yaveh ianao!"
|
|
|
|
# hamongotra
|
|
|
|
Eto ilay vehivavy dia miresaka ny fandravan'ny tafika ny tanàna toy ny hoe sakafo izay hohanina ilay tanàna. DH: "mandrava"
|
|
|
|
# ny lovan'i Yaveh
|
|
|
|
Eto ny tanàna dia tondroina hoe lovan'i Yaveh mba hanindriana fa an'i Yaveh izany. DH: "tanàna izay an'i Yaveh" (UDB)
|