plt_tn/2sa/19/16.md

473 B

Gera...Ziba

Ireo dia anaran-dehilahy. Adikao tahaka ny nanaovanao ny anarana hoe "Ziba" tao amin'ny 9:1 ihany ireo.

Bahorima

Adikao tahaka ny nanaovanao izany tao amin'ny 3:14 ihany io anaran-toerana io.

arivo lahy...zanany lahy dimy ambin'ny folo...mpanompony roapolo

"1.000 lahy ... zanany lahy 15 ... mpanompony 20"

teo anatrehan'ny mpanjaka

Io dia midika fa teo ny mpanjaka ary nahafantatra izay nitranga. DH: "teo amin'ny toerana izay nisy ny mpanjaka"