plt_tn/2sa/19/16.md

16 lines
473 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Gera...Ziba
Ireo dia anaran-dehilahy. Adikao tahaka ny nanaovanao ny anarana hoe "Ziba" tao amin'ny 9:1 ihany ireo.
# Bahorima
Adikao tahaka ny nanaovanao izany tao amin'ny 3:14 ihany io anaran-toerana io.
# arivo lahy...zanany lahy dimy ambin'ny folo...mpanompony roapolo
"1.000 lahy ... zanany lahy 15 ... mpanompony 20"
# teo anatrehan'ny mpanjaka
Io dia midika fa teo ny mpanjaka ary nahafantatra izay nitranga. DH: "teo amin'ny toerana izay nisy ny mpanjaka"