plt_tn/2sa/19/05.md

662 B

Nanala baraka ireo tavan'ny miaramilanao rehetra ianao anio

Eto ireo miaramila dia tondroina amin'ny tavan'izy ireo mba hanindriana fa tena nanafina ny endriny tokoa izy ireo noho ny henatr'izy ireo" DH: "Nahatonga ireo miaramilanao rehetra hanafina ny tavany noho ny henatra ianao androany" na "Nahatonga ireo miaramila rehetra ho menatra ianao androany"

tsinontsinona aminao

Io andianteny io dia itatra, nefa izany dia maneho ny lanja ambany indrindra izay nasehon'i Davida ny tafika. DH: "dia tsy mendrika loatra aminao"

fa raha velona i Absaloma, ary maty daholo isika, dia ho nahafaly anao izany

Manome fitrangan-javatra misy fepetra ny mpiteny.