forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
662 B
Markdown
12 lines
662 B
Markdown
|
# Nanala baraka ireo tavan'ny miaramilanao rehetra ianao anio
|
||
|
|
||
|
Eto ireo miaramila dia tondroina amin'ny tavan'izy ireo mba hanindriana fa tena nanafina ny endriny tokoa izy ireo noho ny henatr'izy ireo" DH: "Nahatonga ireo miaramilanao rehetra hanafina ny tavany noho ny henatra ianao androany" na "Nahatonga ireo miaramila rehetra ho menatra ianao androany"
|
||
|
|
||
|
# tsinontsinona aminao
|
||
|
|
||
|
Io andianteny io dia itatra, nefa izany dia maneho ny lanja ambany indrindra izay nasehon'i Davida ny tafika. DH: "dia tsy mendrika loatra aminao"
|
||
|
|
||
|
# fa raha velona i Absaloma, ary maty daholo isika, dia ho nahafaly anao izany
|
||
|
|
||
|
Manome fitrangan-javatra misy fepetra ny mpiteny.
|