plt_tn/2sa/19/03.md

12 lines
562 B
Markdown

# tahaka ny vahoaka menatra miala moramora raha handeha an'ady izy ireo
Mampitaha ny fomba izay tsy maintsy nialan'ireo miaramila hiverina any an-tanàna amin'ny fomba izay ialan'ireo miaramila rehefa mitsoaka an'ady ny mpanoratra. Io dia manindry fa tena nahatsapa menatra izy ireo. DH: "tahaka ny fomba izay nitsoahan'ny olona an'ady no nialana satria menatra izy ireo"
# miala
mifindra fa tsy hitan'ny hafa
# Nanarona ny tavany ny mpanjaka
Io dia fomba hanehoana alahelo sy fisaonana. DH: "Naneho ny alahelony tamin'ny nanaronana ny endriny ny mpanjaka"