plt_tn/2sa/19/03.md

562 B

tahaka ny vahoaka menatra miala moramora raha handeha an'ady izy ireo

Mampitaha ny fomba izay tsy maintsy nialan'ireo miaramila hiverina any an-tanàna amin'ny fomba izay ialan'ireo miaramila rehefa mitsoaka an'ady ny mpanoratra. Io dia manindry fa tena nahatsapa menatra izy ireo. DH: "tahaka ny fomba izay nitsoahan'ny olona an'ady no nialana satria menatra izy ireo"

miala

mifindra fa tsy hitan'ny hafa

Nanarona ny tavany ny mpanjaka

Io dia fomba hanehoana alahelo sy fisaonana. DH: "Naneho ny alahelony tamin'ny nanaronana ny endriny ny mpanjaka"