plt_tn/2sa/18/26.md

364 B

Tahaka ny fihazakazak'i Ahimaza zanak'i Zadoka no fahitako ny fihazakazak'ilay olona iray eo aloha

Mampitaha ny fomba fihazakazak'ilay lehilahy amin'ny fomba fihazakazak'i Ahimaza ilay mpiambina mba hanoroana hevitra fa mety ho izy izany. DH: "Heveriko fa Ahimaza zanak'i Zadoka ilay lehilahy mihazakazaka eo aloha, satria mihazakazaka tahaka an'i Ahimaza izy"