forked from WA-Catalog/plt_tn
4 lines
364 B
Markdown
4 lines
364 B
Markdown
|
# Tahaka ny fihazakazak'i Ahimaza zanak'i Zadoka no fahitako ny fihazakazak'ilay olona iray eo aloha
|
||
|
|
||
|
Mampitaha ny fomba fihazakazak'ilay lehilahy amin'ny fomba fihazakazak'i Ahimaza ilay mpiambina mba hanoroana hevitra fa mety ho izy izany. DH: "Heveriko fa Ahimaza zanak'i Zadoka ilay lehilahy mihazakazaka eo aloha, satria mihazakazaka tahaka an'i Ahimaza izy"
|