plt_tn/2sa/18/12.md

20 lines
1.1 KiB
Markdown

# sekela volafotsy arivo
"sekela volafotsy 1.000". Io dia afaka ambara amin'ny marika amin'izao fotoana izao. DH: "vola volafotsy 1.000" na "volafotsy 11 kilao"
# tsy haninjitra ny tanako amin'ny zanaky ny mpanjaka
Ny andianteny hoe "naninjitra ny tanana" dia midika hoe manafika. DH: "tsy hanafika ny zanaky ny mpanjaka"
# Aoka tsy hisy na iza na iza hikasika
Eto ny hoe "mikasika" dia manondro ny hoe "manisy ratsy". DH: "Tsy misy olona tokony hanisy ratsy" na "Aza manisy ratsy"
# lainga
Ny teny hoe "lainga" dia afaka lazaina amin'ny matoanteny. Io ihany koa dia manondro ny tsy fankatoavana ny didin'ny mpanjaka. Io dia afaka ambara mazava. DH: "manao zavatra izy tsy mety" na "amin'ny tsy fankatoavana ny mpanjaka"
# tsy misy zavatra miafina amin'ny mpanjaka
Eto ilay lehilahy dia miresaka momba ny fomba ahafantaran'ny mpanjaka momba ny ankamaroan'ny zavatra rehetra izay mitranga toy ny hoe zavatra ara-batana izay fantany ny toerany ny zavatra rehetra. DH: "tsy misy zavatra izay tsy fantatry ny mpanjaka" na "mandre momba ny zavatra rehetra izay mitranga ny mpanjaka"