plt_tn/2sa/18/12.md

1.1 KiB

sekela volafotsy arivo

"sekela volafotsy 1.000". Io dia afaka ambara amin'ny marika amin'izao fotoana izao. DH: "vola volafotsy 1.000" na "volafotsy 11 kilao"

tsy haninjitra ny tanako amin'ny zanaky ny mpanjaka

Ny andianteny hoe "naninjitra ny tanana" dia midika hoe manafika. DH: "tsy hanafika ny zanaky ny mpanjaka"

Aoka tsy hisy na iza na iza hikasika

Eto ny hoe "mikasika" dia manondro ny hoe "manisy ratsy". DH: "Tsy misy olona tokony hanisy ratsy" na "Aza manisy ratsy"

lainga

Ny teny hoe "lainga" dia afaka lazaina amin'ny matoanteny. Io ihany koa dia manondro ny tsy fankatoavana ny didin'ny mpanjaka. Io dia afaka ambara mazava. DH: "manao zavatra izy tsy mety" na "amin'ny tsy fankatoavana ny mpanjaka"

tsy misy zavatra miafina amin'ny mpanjaka

Eto ilay lehilahy dia miresaka momba ny fomba ahafantaran'ny mpanjaka momba ny ankamaroan'ny zavatra rehetra izay mitranga toy ny hoe zavatra ara-batana izay fantany ny toerany ny zavatra rehetra. DH: "tsy misy zavatra izay tsy fantatry ny mpanjaka" na "mandre momba ny zavatra rehetra izay mitranga ny mpanjaka"