plt_tn/2sa/18/06.md

956 B

lasa nankany ambanivohitra nanohitra an'Israely

Io dia midika fa nandeha nivoaka sy niady nanohitra azy ireo tao an'ady izy ireo. DH: "nandeha nivoaka tany ambanivohitra ary niady tamin'ny Israely"

nanohitra an'Israely

Eto ny hoe "Israely" dia manondro ny miaramilan'izy ireo, fa tsy ireo Israelita rehetra. DH: "nanohitra ireo miaramilan'ny Israelita"

Resy tany teo anatrehan'ireo miaramilan'i Davida ny tafik'Israely

DH: "Eto ireo miaramilan'i Davida dia nandresy ny tafik'Israely"

famonoana

tranga izay namonoana olona maro tamin'ny fomba mahatsiravina

olona roa alina

" lehilahy 20.000"

maro kokoa ny olona ravan'ny ala noho ny sabatra

Eto ny "ala" dia soritsoritana toy ny hoe velona izany ka afaka mihetsika. Ny "sabatra" dia manondro ireo miaramilan'i Davida izay niady tamin'ny sabatra. DH: "ireo zavatra mampidi-doza tany an'ala dia namono lehilahy maro mihoatra ny novonoin'ny miaramilan'i Davida tamin'ny sabatr'izy ireo"