plt_tn/2sa/18/06.md

24 lines
956 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# lasa nankany ambanivohitra nanohitra an'Israely
Io dia midika fa nandeha nivoaka sy niady nanohitra azy ireo tao an'ady izy ireo. DH: "nandeha nivoaka tany ambanivohitra ary niady tamin'ny Israely"
# nanohitra an'Israely
Eto ny hoe "Israely" dia manondro ny miaramilan'izy ireo, fa tsy ireo Israelita rehetra. DH: "nanohitra ireo miaramilan'ny Israelita"
# Resy tany teo anatrehan'ireo miaramilan'i Davida ny tafik'Israely
DH: "Eto ireo miaramilan'i Davida dia nandresy ny tafik'Israely"
# famonoana
tranga izay namonoana olona maro tamin'ny fomba mahatsiravina
# olona roa alina
" lehilahy 20.000"
# maro kokoa ny olona ravan'ny ala noho ny sabatra
Eto ny "ala" dia soritsoritana toy ny hoe velona izany ka afaka mihetsika. Ny "sabatra" dia manondro ireo miaramilan'i Davida izay niady tamin'ny sabatra. DH: "ireo zavatra mampidi-doza tany an'ala dia namono lehilahy maro mihoatra ny novonoin'ny miaramilan'i Davida tamin'ny sabatr'izy ireo"