forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
798 B
Markdown
16 lines
798 B
Markdown
# Ary
|
|
|
|
"Nitranga izany". Io teny io dia manamarika ny tranga manaraka amin'ny fizotry ny tantara.
|
|
|
|
# miampità faingana ny rano
|
|
|
|
Eto ny hoe "rano'' dia manondro ny Reniranon'i Jordana. DH: "niampita faingana ny renirano"
|
|
|
|
# efa nanome torohevitra toy izao sy toy izao
|
|
|
|
Ny fomba fiteny hoe "toy izao sy toy izao" dia nampiasaina eo amin'ny toeran'ny fampahalalana izay efa fantatry ny mpamaky. Eto izany dia manondro izay natoron'i Absaloma ao amin'ny 17:1. Io fampahalalana io dia afaka ambara mazava. DH: "efa nanoro hevitra fa nandefa azy niaraka tamin'ny tafika mba hanafika anao i Absaloma ankehitriny"
|
|
|
|
# Nialohan'ny andro maraina dia tsy nisy tsy tafita an'i Jordana izy ireo
|
|
|
|
Niampita ny renirano avokoa izy rehetra. DH: "Nialohan'ny marain'andro dia tafita an'i Jordana avokoa izy rehetra"
|