plt_tn/2sa/17/21.md

798 B

Ary

"Nitranga izany". Io teny io dia manamarika ny tranga manaraka amin'ny fizotry ny tantara.

miampità faingana ny rano

Eto ny hoe "rano'' dia manondro ny Reniranon'i Jordana. DH: "niampita faingana ny renirano"

efa nanome torohevitra toy izao sy toy izao

Ny fomba fiteny hoe "toy izao sy toy izao" dia nampiasaina eo amin'ny toeran'ny fampahalalana izay efa fantatry ny mpamaky. Eto izany dia manondro izay natoron'i Absaloma ao amin'ny 17:1. Io fampahalalana io dia afaka ambara mazava. DH: "efa nanoro hevitra fa nandefa azy niaraka tamin'ny tafika mba hanafika anao i Absaloma ankehitriny"

Nialohan'ny andro maraina dia tsy nisy tsy tafita an'i Jordana izy ireo

Niampita ny renirano avokoa izy rehetra. DH: "Nialohan'ny marain'andro dia tafita an'i Jordana avokoa izy rehetra"