forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
1022 B
Markdown
24 lines
1022 B
Markdown
# Raha mbola velona koa Yaveh, ary raha mbola velona koa ny mpanjaka tompoko
|
|
|
|
Eto ny olona miteny dia manao fampanantenana mafy. Ampitahainy amin'ny fahazahoana antoka fa velona tokoa i Yaveh sy ny mpanjaka ny fahazahoana antoka fa hanatanteraka ny fampanantenany izy. DH: "Mampanantena mafy aho fa raha velona tokoa i Yaveh sy ny mpanjaka"
|
|
|
|
# ny mpanomponao
|
|
|
|
Manondro ny tenany tahaka izany i Itahy mba hanomezam-boninahitra ny mpanjaka.
|
|
|
|
# na midika fahavelomana izany na fahafatesana
|
|
|
|
"na dia ho faty aza aho amin'ny fanohanako anao"
|
|
|
|
# Nitomany tamin'ny feo mafy ny tanàna manontolo
|
|
|
|
Maro tamin'ny vahoakan'ny Israely no nitomany mafy rehefa nahita ny mpanjaka lasa izy ireo. Eto dia itatra ny filazana fa nitomany ny firenena rehetra. DH: "Nitomany avokoa ny olona teny andalana rehetra" na "Nitomany ny maro tamin'ny vahoaka"
|
|
|
|
# tamin'ny feo mafy
|
|
|
|
Eto ny vahoaka maro izay nitomany dia resahina toy ny hoe iray feo mafy izy ireo. DH: "mafy tokoa"
|
|
|
|
# Lohasahan'i Kidrona
|
|
|
|
Io dia anaran-toerana akaikin'i Jerosalema.
|