plt_tn/2sa/15/21.md

1022 B

Raha mbola velona koa Yaveh, ary raha mbola velona koa ny mpanjaka tompoko

Eto ny olona miteny dia manao fampanantenana mafy. Ampitahainy amin'ny fahazahoana antoka fa velona tokoa i Yaveh sy ny mpanjaka ny fahazahoana antoka fa hanatanteraka ny fampanantenany izy. DH: "Mampanantena mafy aho fa raha velona tokoa i Yaveh sy ny mpanjaka"

ny mpanomponao

Manondro ny tenany tahaka izany i Itahy mba hanomezam-boninahitra ny mpanjaka.

na midika fahavelomana izany na fahafatesana

"na dia ho faty aza aho amin'ny fanohanako anao"

Nitomany tamin'ny feo mafy ny tanàna manontolo

Maro tamin'ny vahoakan'ny Israely no nitomany mafy rehefa nahita ny mpanjaka lasa izy ireo. Eto dia itatra ny filazana fa nitomany ny firenena rehetra. DH: "Nitomany avokoa ny olona teny andalana rehetra" na "Nitomany ny maro tamin'ny vahoaka"

tamin'ny feo mafy

Eto ny vahoaka maro izay nitomany dia resahina toy ny hoe iray feo mafy izy ireo. DH: "mafy tokoa"

Lohasahan'i Kidrona

Io dia anaran-toerana akaikin'i Jerosalema.