plt_tn/2sa/15/03.md

642 B

Dia niteny taminy i Absaloma

Io dia manazava fa nilaza ny raharahany Tamin'i Absaloma ilay olona. Io dia afaka ambara mazava. DH: "Nanontany azy ny amin'ny olany i Absaloma, dia nanazava tamin'i Absaloma ny antony nitadiavany ny rariny ilay lehilahy. Dia niteny taminy noho izany i Absaloma hoe"

tsara sy marina

Ireo teny ireo dia manana heviny iray ihany amin'ny ankapobeny ary nampiasaina miaraka mba hanindriana fa tsara ny raharahany.

hihaino ny raharahanao

Ny "mihaino" ny raharaha dia midika hoe mihaino izany ary manome fanapahan-kevitra amin'izany fitsarana. DH: "mba hitsara ny raharahanao" na "mba hijery ny raharahanao"