# Dia niteny taminy i Absaloma Io dia manazava fa nilaza ny raharahany Tamin'i Absaloma ilay olona. Io dia afaka ambara mazava. DH: "Nanontany azy ny amin'ny olany i Absaloma, dia nanazava tamin'i Absaloma ny antony nitadiavany ny rariny ilay lehilahy. Dia niteny taminy noho izany i Absaloma hoe" # tsara sy marina Ireo teny ireo dia manana heviny iray ihany amin'ny ankapobeny ary nampiasaina miaraka mba hanindriana fa tsara ny raharahany. # hihaino ny raharahanao Ny "mihaino" ny raharaha dia midika hoe mihaino izany ary manome fanapahan-kevitra amin'izany fitsarana. DH: "mba hitsara ny raharahanao" na "mba hijery ny raharahanao"