forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
1009 B
Markdown
16 lines
1009 B
Markdown
# ny tavan'ny mpanjaka
|
|
|
|
Eto ny hoe "tavan'ny mpanjaka" dia manondro ny mpanjaka mihitsy. DH: "ny mpanjaka"
|
|
|
|
# i Absaloma dia nandefa teny ho an'i Joaba
|
|
|
|
Eto ny hoe "teny" dia sarinteny ho an'ny hoe "hafatra". Izany dia midika fa nandefa mpitondra hafatra niaraka tamin'ny fangatahana tany amin'i Joaba izy. DH: "Nandefa mpitondra hafatra tany amin'i Joaba mba hangataka aminy i Absaloma"
|
|
|
|
# mba handefa azy any amin'ny mpanjaka
|
|
|
|
Izany dia manazava fa tian'i Absaloma hankany aminy i Joaba mba hijery azy sy hifona ho azy mba ahafahany mijery ny mpanjaka. Ny tena dikan'izany dia afaka azavaina. DH: "mba hankany aminy ary hifona ho azy mba ahafahany mahita ny mpanjaka"
|
|
|
|
# Dia nandefa teny fanindroany i Absaloma
|
|
|
|
Eto ny hoe "teny" dia sarinteny ho an'ny "hafatra".Izany dia midika fa nandefa mpitondra hafatra niaraka tamin'ny fangatahana tany amin'i Joaba izy. Ny tena dikan'izany dia afaka azavaina. DH: "Nandefa mpitondra hafatra tany amin'i Joaba niaraka tamin'ilay fangatahana ihany indray i Absaloma"
|