plt_tn/2sa/14/25.md

888 B

Ary

Ny "Ary" dia manamarika fihatoana amin'ny vontoatin'ny fizotry ny tantara. Eto i Samoela dia mitantara fizarana vaovao amin'ny tantara.

tsy nisy olona noderaina tamin'ny hatsaran-tarehiny mihoatra noho i Absaloma

DH: "nidera an'i Absaloma noho ny hatsaran-tarehiny mihoatra noho ny nideran'izy ireo olon-kafa ny vahoaka"

Avy any am-paladiany ka hatrany an-tampon-dohany dia tsy nisy kilema tany aminy

Io dia midika hoe olona manontolo tsy misy kilema. DH: "Tsy misy kilema amin'ny faritry ny vatany"

roanjato sekely

Io dia azo soratana amin'ny marika amin'izao vanimpotoana izao. DH: "roa kilao sy sasany"

lanjaina amin'ny fandanjan'ny mpanjaka

Manana lanja izay faritana amin'ny fandanjana ny sekely sy ireo fandanjana hafa ary fandrefesana ny mpanjaka.

I Absaloma dia niteraka telo lahy sy iray vavy

DH: "Nanan-janaka lahy telo sy iray vavy i Absaloma" (UDB)