plt_tn/2sa/14/25.md

24 lines
888 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ary
Ny "Ary" dia manamarika fihatoana amin'ny vontoatin'ny fizotry ny tantara. Eto i Samoela dia mitantara fizarana vaovao amin'ny tantara.
# tsy nisy olona noderaina tamin'ny hatsaran-tarehiny mihoatra noho i Absaloma
DH: "nidera an'i Absaloma noho ny hatsaran-tarehiny mihoatra noho ny nideran'izy ireo olon-kafa ny vahoaka"
# Avy any am-paladiany ka hatrany an-tampon-dohany dia tsy nisy kilema tany aminy
Io dia midika hoe olona manontolo tsy misy kilema. DH: "Tsy misy kilema amin'ny faritry ny vatany"
# roanjato sekely
Io dia azo soratana amin'ny marika amin'izao vanimpotoana izao. DH: "roa kilao sy sasany"
# lanjaina amin'ny fandanjan'ny mpanjaka
Manana lanja izay faritana amin'ny fandanjana ny sekely sy ireo fandanjana hafa ary fandrefesana ny mpanjaka.
# I Absaloma dia niteraka telo lahy sy iray vavy
DH: "Nanan-janaka lahy telo sy iray vavy i Absaloma" (UDB)