plt_tn/2sa/14/15.md

1.2 KiB

satria nampitahotra ahy ny vahoaka

Ireo teny tsy ampy dia afaka ampiana amin'io andianteny io. DH: "satria efa nampitahotra ahy ny vahoaka fa ho avy aho"

ny mpanomponao

Mba hanehoana fanajana ny mpanjaka dia manondro ny tenany amin'ny hoe "mpanomponao" ilay vehivavy.

hanolorana ny mpanompony

Eto ny andianteny hoe "manolotra ny" dia midika hoe manolotra olona hiala amin'ny fifehezan'olona. DH: "mba hanolotra ny mpanompony"

ho afaka amin'ny tanan'ilay lehilahy

Io dia fomba fiteny. Eto ny hoe "tanana" dia manondro ny fifehezan'olona. DH: "hiala amin'ny fifehezan'ilay lehilahy"

ho afaka amin'ny lovan'Andriamanitra

Io dia miresaka ny tany izay nomen'i Yaveh ireo Israelita toy ny hoe lova izay navelan-drainy ho an'ireo zanany. DH: "niala tamin'ny tany izay nomen'Andriamanitra antsika"

ny tenin'ny mpanjaka tompoko

Eto ny hoe "teny" dia manondro ny hafatry ny mpanjaka. DH: "izay lazain'ny tompoko"

satria toy ny anjelin'Andriamanitra, dia toy izany koa ny mpanjaka tompoko...avy amin'ny ratsy

Eto i Davida, mpanjaka, dia ampitahaina amin'ny "anjelin'Andriamanitra". DH: "satria tahaka ny anjelin'Andriamanitra ny mpanjaka satria fantatr'izy roa ny fomba hilazana tsara avy amin'ny ratsy"