plt_tn/2sa/14/04.md

309 B

nampiankohoka ny tavany tamin'ny tany izy

Nanao izany izy mba hanehoana ny fanajany sy ny fanekeny ny mpanjaka. DH: "naneho ny fanajany tamin'ny mpanjaka tamin'ny fiankohofana tamin'ny tany"

Ny anankiray namely ilay iray

"Ny iray tamin'ireo zanany lahy dia namely ny zanany lahy hafa tamin'ny zavatra"