plt_tn/2sa/14/04.md

8 lines
309 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# nampiankohoka ny tavany tamin'ny tany izy
Nanao izany izy mba hanehoana ny fanajany sy ny fanekeny ny mpanjaka. DH: "naneho ny fanajany tamin'ny mpanjaka tamin'ny fiankohofana tamin'ny tany"
# Ny anankiray namely ilay iray
"Ny iray tamin'ireo zanany lahy dia namely ny zanany lahy hafa tamin'ny zavatra"