plt_tn/2sa/13/23.md

28 lines
811 B
Markdown

# Ary nony afaka roa taona katroka
Io dia manazava fa roa taona katroka no lasa ary mampiditra ny tranga manaraka ao amin'ny fizotry ny tantara. Ny andianteny hoe "taona katroka" dia midika fa tena taona feno ireo.
# mpanety ondry
Ireo dia olona izay manapaka ny volon'ondry amin'ilay ondry.
# Bala-hazora
Ireo dia anaran-toerana.
# Indro ankehitriny
Io dia andianteny nampiasaina mba hisarihana ny sain'ny olona amin'izay lazaina manaraka. DH: "Henoy"
# ny mpanomponao
Miantso ny tenany amin'ny hoe "mpanomponao" i Absaloma mba hanehoana fanajana.
# manana mpanety ondry
Fomban'ny olona any Israely ny manao fety rehefa avy manety ny ondriny izy ireo.
# aoka ny mpanjaka
Na dia miresaka amin'ny mpanjaka rainy aza izy, dia miantso azy hoe "mpanjaka" fa tsy "ianao" izy mba hanehoana fanajana azy.