# Ary nony afaka roa taona katroka Io dia manazava fa roa taona katroka no lasa ary mampiditra ny tranga manaraka ao amin'ny fizotry ny tantara. Ny andianteny hoe "taona katroka" dia midika fa tena taona feno ireo. # mpanety ondry Ireo dia olona izay manapaka ny volon'ondry amin'ilay ondry. # Bala-hazora Ireo dia anaran-toerana. # Indro ankehitriny Io dia andianteny nampiasaina mba hisarihana ny sain'ny olona amin'izay lazaina manaraka. DH: "Henoy" # ny mpanomponao Miantso ny tenany amin'ny hoe "mpanomponao" i Absaloma mba hanehoana fanajana. # manana mpanety ondry Fomban'ny olona any Israely ny manao fety rehefa avy manety ny ondriny izy ireo. # aoka ny mpanjaka Na dia miresaka amin'ny mpanjaka rainy aza izy, dia miantso azy hoe "mpanjaka" fa tsy "ianao" izy mba hanehoana fanajana azy.