plt_tn/2sa/13/18.md

549 B

nidiny ny varavarana rehefa tafavoaka izy

Io dia midika hoe manakatona ny varavarana mba tsy ahafahany miverina ao indray. DH: "akatony ny varavarana mba tsy ahafahany miverina ato"

Nasian'i Tamara lavenona teo amin'ny lohany ary norovitiny ny akanjony. Niloloha ny tanany tamin'ny lohany izy

Ireo dia fihetsika fisaonana sy fahalelovana amin'ny fomban'ny Israelita. DH: "nanisy lavenona ny lohany ary nandrovitra ny akanjo lavany mba hanehoana fa tena nalahelo izy. Koa mba hanehoana ny alahelony, dia nametraka ny tanany teo an-dohany izy"