# nidiny ny varavarana rehefa tafavoaka izy Io dia midika hoe manakatona ny varavarana mba tsy ahafahany miverina ao indray. DH: "akatony ny varavarana mba tsy ahafahany miverina ato" # Nasian'i Tamara lavenona teo amin'ny lohany ary norovitiny ny akanjony. Niloloha ny tanany tamin'ny lohany izy Ireo dia fihetsika fisaonana sy fahalelovana amin'ny fomban'ny Israelita. DH: "nanisy lavenona ny lohany ary nandrovitra ny akanjo lavany mba hanehoana fa tena nalahelo izy. Koa mba hanehoana ny alahelony, dia nametraka ny tanany teo an-dohany izy"