plt_tn/2sa/13/07.md

581 B

Dia nandefa teny ho an'i Tamara tao an-dapany i Davida

Io dia midika fa nandefa mpitondra hafatra mba hiteny amin'i Tamara izy. DH: "Nandefa mpitondra hafatra i Davida"

koba

fifangaroana matevina natao tamin'ny lafarina sy rano nampiasaina mba hanaovana mofo

namolavola

nampiasa ny tanany mba hanafangaro ny koba

teo imasony

Io dia midika fa nanao mofo teo anoloany i Tamara. DH: "teo anoloany" na "teo anatrehany"

Ka nandeha niala teo aminy ny olona rehetra

Ny "mandeha miala amin'ny olona" dia midika hoe mandao azy ireo. DH: "Koa nandao azy ny olona rehetra"