plt_tn/2sa/13/07.md

20 lines
581 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Dia nandefa teny ho an'i Tamara tao an-dapany i Davida
Io dia midika fa nandefa mpitondra hafatra mba hiteny amin'i Tamara izy. DH: "Nandefa mpitondra hafatra i Davida"
# koba
fifangaroana matevina natao tamin'ny lafarina sy rano nampiasaina mba hanaovana mofo
# namolavola
nampiasa ny tanany mba hanafangaro ny koba
# teo imasony
Io dia midika fa nanao mofo teo anoloany i Tamara. DH: "teo anoloany" na "teo anatrehany"
# Ka nandeha niala teo aminy ny olona rehetra
Ny "mandeha miala amin'ny olona" dia midika hoe mandao azy ireo. DH: "Koa nandao azy ny olona rehetra"