forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
622 B
Markdown
16 lines
622 B
Markdown
# Jonadaba
|
|
|
|
Adikao toy ny nanaovanao izany tao amin'ny 13:3 ihany io anaran-dehilahy io.
|
|
|
|
# mihinana izany avy amin'ny tanany...mba ahafahako mihinana izay avy amin'ny tanany
|
|
|
|
Io dia fangatahana aminy mba hanolotra sakafo ho azy manokana. DH: "ary mba hanolotra izany ho ahy izy...mety hanolotra izany hohaniko izy"
|
|
|
|
# modia marary
|
|
|
|
Io dia midika fa naneho endrika marary izy.
|
|
|
|
# amin'izao aretiko izao
|
|
|
|
Ny sakafo dia tsy ho an'ny aretiny, fa ho azy kosa, satria marary izy. Ny andianteny hoe "amin'izao aretiko izao" dia fangatahana amin'i Tamara mba hanomana sakafo eo anatrehany. DH: "eo anatrehako satria marary aho"
|