# Jonadaba Adikao toy ny nanaovanao izany tao amin'ny 13:3 ihany io anaran-dehilahy io. # mihinana izany avy amin'ny tanany...mba ahafahako mihinana izay avy amin'ny tanany Io dia fangatahana aminy mba hanolotra sakafo ho azy manokana. DH: "ary mba hanolotra izany ho ahy izy...mety hanolotra izany hohaniko izy" # modia marary Io dia midika fa naneho endrika marary izy. # amin'izao aretiko izao Ny sakafo dia tsy ho an'ny aretiny, fa ho azy kosa, satria marary izy. Ny andianteny hoe "amin'izao aretiko izao" dia fangatahana amin'i Tamara mba hanomana sakafo eo anatrehany. DH: "eo anatrehako satria marary aho"