plt_tn/2sa/12/31.md

527 B

Nentiny nivoaka ireo olona

Tsy i Davida no nitondra ny olona nivoaka; fa nandidy ireo miaramilany mba hitondra azy ireo mivoaka izy. DH: "Nandidy ireo miaramilany mba hitondra ny olona hivoaka i Davida"

tsofa, sy vy fanaketohana, ary famaky

Ireo dia fitaovana hanapahana hazo na hamakiana tany.

lafaoro fandoroam-biriky

lafaoro izay hanamainana sy hanamafisana biriky

ny tanànan'ny vahoakan'i Amona rehetra

Io dia manondro ny vahoaka ao amin'ireo tanàna. DH: "ny vahoaka rehetra ao amin'ireo tanànan'i Amona"