plt_tn/2sa/12/31.md

16 lines
527 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Nentiny nivoaka ireo olona
Tsy i Davida no nitondra ny olona nivoaka; fa nandidy ireo miaramilany mba hitondra azy ireo mivoaka izy. DH: "Nandidy ireo miaramilany mba hitondra ny olona hivoaka i Davida"
# tsofa, sy vy fanaketohana, ary famaky
Ireo dia fitaovana hanapahana hazo na hamakiana tany.
# lafaoro fandoroam-biriky
lafaoro izay hanamainana sy hanamafisana biriky
# ny tanànan'ny vahoakan'i Amona rehetra
Io dia manondro ny vahoaka ao amin'ireo tanàna. DH: "ny vahoaka rehetra ao amin'ireo tanànan'i Amona"