plt_tn/2sa/12/29.md

746 B

niady tamin'ilay tanàna izy

Eto ny mpanoratra dia miteny an'i Davida rehefa manondro an'i Davida sy ireo miaramilany mihitsy izy. DH: "Niadian'i Davida sy ireo miaramilany tamin'ny"

talenta

Io dia afaka soratana amin'ny lanja efa mivoatra. DH: "34 kilao"

vato sarobidy

vatosoa tsy fahita firy toy ny hoe diamondra, robia, safira, emeralda, na akorandriaka

Napetraka teo ambony lohan'i Davida ilay satro-boninahitra

DH: "Napetrak'izy ireo teo amin'ny lohan'i Davida ny satro-boninahitra"

nentiny nivoaka

Eto ny mpanoratra dia miteny an'i Davida rehefa manondro an'i Davida sy ireo miaramilany mihitsy izy. DH: "nentin'izy ireo nivoaka"

babo

zavatra sarobidy nalaina tamin'ny fahavalo resy

maro be

"habetsaka'' na "isa"