plt_tn/2sa/12/29.md

28 lines
746 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# niady tamin'ilay tanàna izy
Eto ny mpanoratra dia miteny an'i Davida rehefa manondro an'i Davida sy ireo miaramilany mihitsy izy. DH: "Niadian'i Davida sy ireo miaramilany tamin'ny"
# talenta
Io dia afaka soratana amin'ny lanja efa mivoatra. DH: "34 kilao"
# vato sarobidy
vatosoa tsy fahita firy toy ny hoe diamondra, robia, safira, emeralda, na akorandriaka
# Napetraka teo ambony lohan'i Davida ilay satro-boninahitra
DH: "Napetrak'izy ireo teo amin'ny lohan'i Davida ny satro-boninahitra"
# nentiny nivoaka
Eto ny mpanoratra dia miteny an'i Davida rehefa manondro an'i Davida sy ireo miaramilany mihitsy izy. DH: "nentin'izy ireo nivoaka"
# babo
zavatra sarobidy nalaina tamin'ny fahavalo resy
# maro be
"habetsaka'' na "isa"