plt_tn/2sa/12/24.md

12 lines
588 B
Markdown

# ary niditra tao aminy, ka niara-nandry taminy
Ny andianteny hoe "niditra tao aminy" dia fanoritsoritana an-tsary an'i Davida miray amin'ny vadiny. Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany fa nampiasaina miaraka mba hanindriana fa niara-nandry izy ireo. DH: "niara-nandry taminy"
# nandefa teny tamin'i Natana mpaminany Izy
Eto ny hoe "teny" dia manondro ny hafatra izay nolazain'i Yaveh tamin'i Natana mba holazaina amin'i Davida. DH: "naniraka an'i Natana mba hilaza aminy Izy"
# Jedidia
Io dia anarana hafan'i Solomona zanak'i Davida, izay nofidian'i Yaveh ho azy.