plt_tn/2sa/12/24.md

588 B

ary niditra tao aminy, ka niara-nandry taminy

Ny andianteny hoe "niditra tao aminy" dia fanoritsoritana an-tsary an'i Davida miray amin'ny vadiny. Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany fa nampiasaina miaraka mba hanindriana fa niara-nandry izy ireo. DH: "niara-nandry taminy"

nandefa teny tamin'i Natana mpaminany Izy

Eto ny hoe "teny" dia manondro ny hafatra izay nolazain'i Yaveh tamin'i Natana mba holazaina amin'i Davida. DH: "naniraka an'i Natana mba hilaza aminy Izy"

Jedidia

Io dia anarana hafan'i Solomona zanak'i Davida, izay nofidian'i Yaveh ho azy.