plt_tn/2sa/11/26.md

16 lines
571 B
Markdown

# nisaona tanteraka ny vadiny izy
Eto ny mpanoratra dia miresaka ny fisaonany fatratra tahaka ny hoe lalina ao anatiny izany. DH: "nisaona fatratra izy" na "nisaona mafy izy"
# alahelo
fahatsapana fahoriana lalina avy amin'ny fijaliana, fahadisoam-panantenana na loza
# nampaniraka sy nampody azy tany amin'ny lapany i Davida
Eto ny teny hoe "nampaniraka" dia midika fa naniraka mpitondra hafatra mba haka azy sy hitondra azy any aminy izy. DH: "nandefa mpitondra hafatra ho any aminy sy hitondra azy i Davida"
# tsy nankasitrahana
"nampalahelo" na "nampatezitra"