plt_tn/2sa/11/26.md

571 B

nisaona tanteraka ny vadiny izy

Eto ny mpanoratra dia miresaka ny fisaonany fatratra tahaka ny hoe lalina ao anatiny izany. DH: "nisaona fatratra izy" na "nisaona mafy izy"

alahelo

fahatsapana fahoriana lalina avy amin'ny fijaliana, fahadisoam-panantenana na loza

nampaniraka sy nampody azy tany amin'ny lapany i Davida

Eto ny teny hoe "nampaniraka" dia midika fa naniraka mpitondra hafatra mba haka azy sy hitondra azy any aminy izy. DH: "nandefa mpitondra hafatra ho any aminy sy hitondra azy i Davida"

tsy nankasitrahana

"nampalahelo" na "nampatezitra"