plt_tn/2sa/11/16.md

565 B

fahirano tamin'ny tanàna

Ny teny hoe "fahirano" dia afaka ambara miaraka amin'ny matoanteny hoe "manodidina" sy "manafika". DH: "manodidina ary manafika ny tanàna ny tafiny"

lavo ny sasany tamin'ireo miaramilan'i Davida

Ny teny hoe "lavo" dia fomba mihaja hanondroana ireo miaramila maty. DH: "maty ireo miaramilan'i Davida" na "novonoin'izy ireo ny sasany tamin'ireo miaramilan'i Davida"

ary Oria ilay Hetita ihany koa dia voavono tany

DH: "anisan'izany i Oria Hetita" (UDB) na "ary novonoin'ireo lehilahy tao amin'ny tanàna ihany koa i Oria Hetita"