# fahirano tamin'ny tanàna Ny teny hoe "fahirano" dia afaka ambara miaraka amin'ny matoanteny hoe "manodidina" sy "manafika". DH: "manodidina ary manafika ny tanàna ny tafiny" # lavo ny sasany tamin'ireo miaramilan'i Davida Ny teny hoe "lavo" dia fomba mihaja hanondroana ireo miaramila maty. DH: "maty ireo miaramilan'i Davida" na "novonoin'izy ireo ny sasany tamin'ireo miaramilan'i Davida" # ary Oria ilay Hetita ihany koa dia voavono tany DH: "anisan'izany i Oria Hetita" (UDB) na "ary novonoin'ireo lehilahy tao amin'ny tanàna ihany koa i Oria Hetita"