plt_tn/2sa/11/12.md

423 B

nihinana sy nisotro teo anatrehany izy

"Nihinana sy nisotro niaraka tamin'i Davida i Oria"

nidina tany an-tranony

Ireo mety ho hevin'ny andianteny hoe "midina" dia 1) tao amin'ny toerana iva noho ny lapan'ny mpanjaka ny tranon'i Oria na 2) tsy dia manan-danja noho ny lapan'ny mpanjaka ny tranon'i Oria. Jereo ny nandikanao io andianteny hoe "nidina tany an-tranonao" io ihany ao amin'ny 11:6. DH: "tany an-tranony"