forked from WA-Catalog/plt_tn
8 lines
423 B
Markdown
8 lines
423 B
Markdown
|
# nihinana sy nisotro teo anatrehany izy
|
||
|
|
||
|
"Nihinana sy nisotro niaraka tamin'i Davida i Oria"
|
||
|
|
||
|
# nidina tany an-tranony
|
||
|
|
||
|
Ireo mety ho hevin'ny andianteny hoe "midina" dia 1) tao amin'ny toerana iva noho ny lapan'ny mpanjaka ny tranon'i Oria na 2) tsy dia manan-danja noho ny lapan'ny mpanjaka ny tranon'i Oria. Jereo ny nandikanao io andianteny hoe "nidina tany an-tranonao" io ihany ao amin'ny 11:6. DH: "tany an-tranony"
|