plt_tn/2sa/10/15.md

495 B

Rehefa hitan'ireo Syriana fa ho resin'Israely izy ireo

DH: "rehefa fantatr'ireo Syriana fa nandresy azy ireo ny Israelita"

Hadadezera...Sobaka

Ireo dia anaran-dehilahy.

avy any an-dafin'ny Onin'i Eofrata

Io dia midika hoe any atsinanan'ny Onin'i Eofrata.

Tonga tao Helama

Eto ny hoe "tonga tao'' dia afaka adika hoe "nandeha nankany" na hoe "niangona tao"

Helama

Io dia anaran-toerana.

lohan'izy ireo

Io andianteny io dia manondro toeram-pahefana. DH: "nitarika azy ireo"