# Rehefa hitan'ireo Syriana fa ho resin'Israely izy ireo DH: "rehefa fantatr'ireo Syriana fa nandresy azy ireo ny Israelita" # Hadadezera...Sobaka Ireo dia anaran-dehilahy. # avy any an-dafin'ny Onin'i Eofrata Io dia midika hoe any atsinanan'ny Onin'i Eofrata. # Tonga tao Helama Eto ny hoe "tonga tao'' dia afaka adika hoe "nandeha nankany" na hoe "niangona tao" # Helama Io dia anaran-toerana. # lohan'izy ireo Io andianteny io dia manondro toeram-pahefana. DH: "nitarika azy ireo"