plt_tn/2sa/09/09.md

12 lines
524 B
Markdown

# tsy maintsy hihinana mandrakariva eo an-databatro
Eto ny hoe "latabatro'' dia manambara ny fiarahana amin'i Davida na hoe eo anatrehany. Ny fihinana miaraka amin'ny mpanjaka eo an-databany dia tena voninahitra lehibe tokoa. DH: "tsy maintsy mihinana miaraka amiko"
# Ary Ziba...mpanompo
Eto ny hoe "Ary" dia manisy fihatoana ao amin'ny vontoatin'ny fizotry ny tantara. Manome fampahafantarana fototra momba an'i Ziba ny mpitantara.
# zanaka lahy dimy ambin'ny folo sy mpanompo roapolo
"zanaka lahy 15 sy mpanompo 20"