plt_tn/2sa/09/09.md

524 B

tsy maintsy hihinana mandrakariva eo an-databatro

Eto ny hoe "latabatro'' dia manambara ny fiarahana amin'i Davida na hoe eo anatrehany. Ny fihinana miaraka amin'ny mpanjaka eo an-databany dia tena voninahitra lehibe tokoa. DH: "tsy maintsy mihinana miaraka amiko"

Ary Ziba...mpanompo

Eto ny hoe "Ary" dia manisy fihatoana ao amin'ny vontoatin'ny fizotry ny tantara. Manome fampahafantarana fototra momba an'i Ziba ny mpitantara.

zanaka lahy dimy ambin'ny folo sy mpanompo roapolo

"zanaka lahy 15 sy mpanompo 20"